| Entry | 1 lotoina |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 loto |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona |
| Explanations in English |
9 [1.7] to be soiled |
| Explanations in French |
10 [1.8] qu'on souille, qu'on calomnie |
| Anagrams | 11 atolony, lotoina, tolonay |
| Updated on 2025/07/29 |
|