Entry | 1 madinika |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 dinika |
Derivatives |
|
All compound words | 5 61 words containing madinika |
Explanations in Malagasy |
6 [1.78] [Tanosy]
kely 7 [1.1] (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy |
Explanations in English |
8 [1.2] often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. |
Explanations in French |
9 [1.3] petit, menu, mince, fin |
Examples |
10 [2.499#] Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. 11 [2.69#] Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy! 12 [2.113#] Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika; 13 [2.366#] Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja. |
Other spellings | 14 majinika |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word madinika |
Anagrams | 16 dinamika, madinika, mañakidy, manakidy, midañaky, midanika, nidaikam, nikadiam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |