|
|
|
|

Teny iditra1  madiofila
Singan-teny  2 madio, 3 fila
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana fanasohasoana iantsoan' ny mpihinana azy ny saka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [madio fila] 6 (litéralement: qui aime les choses bonnes, surtout les poulets) chat tigré, chat sauvage, kary [1.3]
Ohatra  7  Nony notatahana ny madiofila tao an-tsobiky, indro kary no niporitsaka avy tao. [2.69#]
Voambolana  8  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12