|
|
|
|

Entry (1/3)1  madio
Part of speech  2  adjective
Root  3  dio
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words  8  13 words containing madio
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo
Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano
Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao
Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao
Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony
Explanations in English  10  [1.2, 1.7] clean
11  [1.2] clear, pure, uncontaminated, free from guilt
Explanations in French  12  [1.8, 1.13] propre
13  [1.8] propre, innocent
14  [1.13] pur
Examples  15  [2.4] Aiza no hisy lakozia madio?
16  [2.356] Maivana sy madio ny rivotra.
17  [1.280] Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra.
Antonyms  18  maloto
Analogs  19  tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy arahin-katina
Proverbs  20  Proverbs containing the word madio

Entry (2/3)21  madio
Part of speech  22  noun
Explanations in French  23  [1.196] (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom.
Vocabulary  24  Botany
Scientific name 

Entry (3/3)26  MAD-IO    
Part of speech  27  noun (acronym) [Full list]
Explanations in French  28  [3.1] Madagascar et Îles de l'Océan Indien

Anagrams  29  aodim, daomy, dimao, madio, maody, miado, modia, odiam

Updated on 2025/08/10