Entry | 1 mahafantatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 fantatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay |
Explanations in English |
9 [1.2, 1.7] to know 10 [1.2] to recognize, etc. |
Explanations in French |
11 [1.8] connaƮtre, savoir |
Examples |
12 [4.27#] Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany? 13 [2.270#] Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra. |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mahafantatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |