|
|
|
|

Teny iditra1  mahaleo tena
Singan-teny  2 mahaleo, 3 tena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Jereo fahaleovan-tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [mahaleotena] 6 indépendant, autonome [1.13]
Ohatra  7  Samy mahaleo tena ireo, tsy aharo, sady mivalana no miorika. [2.48]
8  ary naseho tao amin' ny "Takariva-Collection" ho boky kely mahaleo tena, nitondra ny anarana hoe "Ranomasina". [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12