|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mahamay |
| Fototeny | 2 may |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny masoandro: Tsy mbola nisy zavatra toy izany tety ambonin' ny tany, ambanin' irỳ mahamay
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 5 afaka mamoko mahamay |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 7 mahamay |
| Fototeny | 8 may |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Mafaha dia mafana ka mandoro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 burning hot
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 brûlant, chaud; ardent
[1.8] 13 (toute l'île). Adjectif : brûlant, à saveur brûlante, comme le piment. Quand on se brûle intérieurement en avalant une boisson ou un aliment trop chaud, il faut dire : may vololom-po. po a, dans ce cas, le sens d'estomac, et vololom-po : d'oesophage. [1.196] |
| Ohatra |
14 Tonga teo amin'ny resaka mahamay.
[2.298]
|
| Mpanahaka | 15 mafana |
| Kamban-teny rehetra | 16 indray andro mahamay |
| Teny iditra (3/4) | 17 mahamay |
| Fototeny | 18 may |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 extremely urgent; to make a person eager and impatient
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 très urgent
[1.8] |
| Teny iditra (4/4) | 22 mahamay |
| Fototeny | 23 may |
| Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 embarrassant, périlleux
[1.8] |
| Fivaditsoratra | mahamay, 26 mamiaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|