Entry (1/2) | 1 mafana |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 fana |
Derivatives |
|
All compound words | 5 18 words containing mafana |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa |
Explanations in English |
7 [1.2, 1.7] warm, hot |
Explanations in French |
8 [1.8] chaud; qui a chaud |
Examples |
9 [2.470] sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. 10 [2.472] Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. |
Analogs | 11 mafotaka, mangotraka, marimaritra, ngorovitsika, afa-dranompanala, mahalala tondro, matimaty, mahamay, mandevy, mavaivay, mangotraka, mandoro, mivadibadika, mampitsovaka, mahavotsotra, migaingaina, midaindaina, manevoka |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mafana |
Entry (2/2) | 13 Mafana |
Part of speech | 14 name (toponym) [Full list] |
Elementary words | 15 mafana |
Vocabulary |
16 Geography: towns |
Anagrams | 17 afanam, amafan, famana, Mafana, mafana, manafa, namafa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |