Entry | 1 mahavatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 vatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny |
Explanations in English |
9 [1.7] to support, to endure; to carry through |
Explanations in French |
10 [1.8] supporter, endurer; persévérer |
Examples |
11 [1.381#] Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana 12 [2.445#] Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mahavatra |
Anagrams | 14 hamavatra, mahavatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |