|
|
|
|

Entry1  mahavelombelona
Part of speech  2  adjective
Root  3  velombelona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  [1.3] mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime)
8  [2.285] Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy
9  [2.296] misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao

Updated on 2025/07/29