|
|
|
|

Entry1  mahavoa
Root  2  voa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao [1.1]
Explanations in English  5  to strike; to hit the mark; to wound [1.7]
Explanations in French  6  atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11  3 combinations of this word
Analogs  12  mahavoafady
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 mahaova, 15 mahavao, 16 mahavoa

Updated on 2025/10/08