Entry (1/2) | 1 mahazaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tady makadiry: Mamatotra omby amin' ny mahazaka [1.1] |
Explanations in English |
4 a stout rope or cable [1.7] |
Explanations in French |
5 câble, grosse corde [1.3, 1.8] |
Examples |
6 Famaky sy mahazaka no nentiny hamangiana ny teny.
[2.298]
|
All compound words | 7 3 combinations of this word |
Synonyms | 8 tady mahazaka |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 10 mahazaka |
Root | 11 zaka |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an' io entana io aho Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy [1.1] |
Explanations in English |
14 to be able to bear, to be equal to [1.7] |
Explanations in French |
15 être capable de supporter; être capable de porter [1.8] |
Examples |
16 sanatrian'izany, toa vorontsiloza manjoretra tsy mahazaka elatra.
[2.1010]
|
All compound words | 17 2 combinations of this word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |