|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahita
Part of speech  2  active verb
Root  3  hita
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words  8  19 words containing mahita
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny
Explanations in English  10  [1.7] to see; to find
Explanations in French  11  [1.8] voir, trouver
Proverbs  12  Proverbs containing the word mahita

Entry (2/2)13  mahità
Part of speech  14  imperative of active verb mahita [Full list]
Root  15  hita
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]

Anagrams  18  ahitam, atahim, haitam, hamita, hataim, itaham, mahità, mahita, matahy, mitahà, mitaha

Updated on 2025/08/10