|
|
|
|

Entry1  maimbo ra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  maimbo, ra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika)

Anagrams  5  amboarim, amboriam, maimbo ra, mamboria, maraomby

Updated on 2025/07/29