|
|
|
|

Teny iditra1  maimbo raikona
Singan-teny  2 maimbo, 3 raikona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny fofon' ny taolana na tandroka voadotra
6 afa-baraka
7 enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may [1.1]
Ohatra  8  maimbo raikona eran'ny trano! [1.223]
9  Raha miara-monina amin'ny malahelo, aza dia manao maimbo raikona loatra fa malahelo ny miara-monina. [2.298]
10  maimbo raikona noho ny fatim-bolo nodorana no nanampy ny fofon-tsetroka tao an-trano, ary ny zanany mitentina arina no tsinjony mitokelakelaky ny hehy eo ampofoan-dreniny. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12