|
|
|
|

Entry1  maitso akalo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  maitso, akalo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny taona maha-mosarena (ny vary tsy misy hototoina, fa ny ravintoto fotsiny no mahamaitso ny akalo)

Updated on 2025/07/29