|
|
|
|

Teny iditra1  malahelohelo
Fototeny  2 alahelohelo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fitokoavana  4 taraina
5 tia
6 tsanta
7 ferenay
8 manjomoky
9 mandrondry
10 mandorodoroka
11 mazetoky
12 malovy
13 dontokana
14 adalo
15 adaloberanomaso
16 kendro
17 kalo
18 alahelohelo
19 apitrapitra
20 pitrapitra [2.499#]
Ohatra  21  Fa hianao kosa, anaka, nahoana no toa malahelohelo tarehy? [2.499#]
22  Revo amin' ny fandalorany ny tranony sy ny fanadiovana ny manodidina azy avokoa ry zareo malahelohelo sy tsy ampiampy fivelomana. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13