|
|
|
|

Entry1  malia
Part of speech  2  adjective
Root  3  lia
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Mora tapaka na vaky: Volotara malia
7  [1.78] [Taisaka, Bara] matahotra
8  [1.78] [Tanala] kanosa, saro-tahotra, kabaosy
9  [1.78] [Taisaka] kamo
Examples  10  [2.436#] Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany.
11  [2.649#] Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia.
Analogs  12  marefo, makiana.

Anagrams  13  ailam, alaim, alami, ialam, lamai, malay, malia, mialà, miala

Updated on 2025/08/10