|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  faka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony
Explanations in English  9  [1.2] to root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning.
10  [1.7] to take root
Explanations in French  11  [1.8] prendre racine
12  [1.196] (toute l'île) (de faka : racine d'une plante). Verbe : prendre racine, s'enraciner pour une bouture ou un jeune plant.
Examples  13  [1.369#] Nefa dia avy amin' ny fiainan' izy ireny sy ny tolona ataony no miampita ny Vaovao Mahafaly izay mamaka any amin' ny fo sy fanahy.
Vocabulary  14  Botany

Entry (2/2)15  mamakà
Part of speech  16  imperative of active verb mamaka [Full list]
Root  17  faka
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]

Anagrams  20  amakam, makama, mamakà, mamaka

Updated on 2025/08/10