|
|
|
|

Entry1  mamaritra
Part of speech  2  active verb
Root  3  faritra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly
Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko?
Explanations in English  10  [1.2] to mark out, to set boundary lines, to set dimensions.
Examples  11  [1.320#] Ny lalàna no mamaritra izany.
12  [2.117#] Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy.
Proverbs  13  Proverbs containing the word mamaritra

Anagrams  14  mamaratry, mamaritra, mamiratra, miramatra

Updated on 2025/08/10