Entry | 1 mamboatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 voatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manao, manome endrika: Mamboatra trano Manomana, mikarakara: Mamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no namboatra ny adinay |
Synonyms | 9 manamboatra |
Anagrams | 10 mamboatra, marambato |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |