Entry | 1 mamehy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 fehy |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha |
Explanations in English |
10 [1.2] to tie up, to knot. 11 [1.7] to tie |
Explanations in French |
12 [1.8] lier, attacher |
Examples |
13 [1.38] Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. 14 [4.27] Ireto avy ny fepetra mamehy izany: |
Analogs | 15 mifehy, mamatotra, mamona, maningotra, mandadina, mandrohy, mandringotra, mandiditra, manandrotra, manasingory, manao tadivavarana, manao fatomaty, manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, manao fatotra jagigy, managigigigy, manao rohy foza |
Anagrams | 16 mamehy, mihame |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |