|
|
|
|

Entry1  mamelana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo
Explanations in English  4  [1.2] [Provincial] to flower
Explanations in French  5  [1.196] Ce verbe a deux sens différents suivant les régions.
En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement. [Merina]
Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelana) : fleurir, être en période de floraison. [Bara]
6  [Mahafaly]
7  [Tandroy]
Examples  8  [2.470#] Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha.
9  [2.324#] Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao.
Vocabulary  10  Botany
Root  11  felana
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :

Updated on 2025/02/02