|
|
|
|

Entry1  mameno
Part of speech  2  active verb
Root  3  feno
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany
Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy
Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana
Explanations in English  10  [1.2, 1.7] to fill
11  [1.2] to fill up.
12  [1.7] to complete
Explanations in French  13  [1.8] remplir; compléter
Examples  14  [2.69#] ny voliko mameno saha;
15  [2.69#] Maty antoka miara-mameno, fa volan' olona!
16  [2.296#] Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy.
Proverbs  17  Proverbs containing the word mameno

Anagrams  18  mameno, mamoñe, manemo, manome

Updated on 2025/08/10