Entry | 1 mamerina |
Root | 2 verina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto [1.1] |
Explanations in French |
5 rendre, rapporter, redire, ramener [1.3] 6 réviser, refaire [1.13] |
Examples |
7 Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika.
[2.356]
8 mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470] |
Morphology |
|
All compound words | 13 2 combinations of this word |
Synonyms | 14 manindroa |
Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
Anagrams | 16 mamerina, 17 ramimena |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |