|
|
|
|

Entry1  mamihitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  fihitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra [tamin'] ny hazo aho, nianjera tany an-tevana
Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely
Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin' ny heviny Ingahy io
Explanations in English  9  [1.2] to lay hold of, to grasp, to grip.
Explanations in French  10  [1.3] se cramponner, s'attacher, tenir mordicus: Namihitra [tamin'] ny hazo izy ka tsy poiraka (Il s'est cramponné à l'arbre et n'est pas tombé)
Synonyms  11  mifihitra

Anagrams  12  mamahitry, mamihitra, mihamitra

Updated on 2025/07/29