Entry | 1 mamindro |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 mindro |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mipetraka eo anoloan' ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin' ny afo. 10 [1.78] [Sihanaka] mitanina afo |
Explanations in English |
11 [1.7] to warm oneself at the fire |
Explanations in French |
12 [1.8] se chauffer au feu |
Examples |
13 [2.69#] Hariva tsy mba mamindro; 14 [2.346#46] Raha mamindro lavitry ny afo mangatsiaka. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mamindro |
Anagrams | 16 mamindro, mondraim |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |