|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamingana
Part of speech  2  active verb
Root  3  fingana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo
Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy
Explanations in English  9  [1.2] to trip up, to supplant.
Examples  10  [1.369#] Ny fitiavana mantsy tsy miraharaha izay mamingana, mampikatso, manakana ny tena izy.
Proverbs  11  Proverbs containing the word mamingana

Entry (2/2)12  mamingàna
Part of speech  13  imperative of active verb mamingana [Full list]
Root  14  fingana
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17  aminganam, mamingàna, mamingana, namangiam

Updated on 2025/08/10