|
|
|
|

Entry1  mamitsaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  fitsaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana
1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka
2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra
3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy
Explanations in English  9  [1.2] to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch.
Examples  10  [2.587#] Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena?
11  [2.499#] Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko.

Anagrams  12  mamitsaka, mitsamaka

Updated on 2025/07/29