Entry | 1 mamoha angatra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mamoha, angatra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] manao ireo fombafomba maro noheverin' ny Ntaolo ary mbola heverin' ny sasany ankehitriny koa ho afaka hampiteny ny angatry ny maty |
Explanations in French |
5 [1.3] évoquer les esprits |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |