|
|
|
|

Entry1  mamola-damba
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mamolaka, lamba
Explanations in Malagasy  4  [1.1#573] mamoritra ny lamba eo amin' ny soroka toy ny fanaon' ny mpikabary na ny mpilalao rehefa hiteny

Updated on 2025/08/02