Entry | 1 mamono dia |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] 1) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina 2) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika |
Explanations in English |
4 [1.2] to get into step. See vonodia |
Explanations in French |
5 [1.3] changer le pas, prendre le pas |
Elementary words | 6 mamono, dia |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |