|
|
|
|

Teny iditra1  mamono tena
Singan-teny  2 mamono, 3 tena
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 1) manao izay hahafaty ny tenany, manapitra ny ainy
6 2) ilazana ny olona tsy mihevitra izay mety hahafaty azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to commit suicide
8 to labour hard, to be indefatigable [1.2]
9 to kill oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se suicider
11 se donner beaucoup de peine, de tracas [1.3]
12 se donner la mort, se suicider [1.8]

Fivaditsoratra  mamono tena, 13 manotomena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12