Entry (1/3) | 1 mamory |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 vory |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] (mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka |
Synonyms | 9 mamorivory |
Entry (2/3) | 10 mamory |
Part of speech | 11 active verb |
Root | 12 vory |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika |
Explanations in English |
18 [1.7] to gather, to collect |
Explanations in French |
19 [1.8] réunir, rassembler |
Examples |
20 [2.588#] Ka ianao ihany no mamory. 21 [2.69#] ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao. 22 [2.59#] Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany. |
Entry (3/3) | 23 mamory |
Part of speech | 24 active verb |
Explanations in Malagasy |
25 [1.78] [Tanala]
mamarana amin-java-maranitra ho dombo |
Anagrams | 26 amorim, mamory, maroim, miroma, morima |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |