|
|
|
|

Entry (1/4)1  mamoy
Root  2  mamo
Part of speech  3  imperative of active verb mamoina [Full list]

Entry (2/4)4  mamoy
Root  5  foy
Part of speech  6  active verb
Explanations in Malagasy  7  mihataka, miala [Taisaka] [1.78]
8  Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
Explanations in English  9  to forsake, to desert. [1.2]
10  to give up
to lose by death [1.7]
Explanations in French  11  renoncer [1.3#180, 1.8]
12  Abandonner, céder à, donner [1.3#180]
13  perdre quelqu'un par la mort [1.8]
Examples  14  Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [2.245#68]
15  Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [2.588#]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
All compound words  20  3 combinations of this word
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Entry (3/4)22  mamoy
Root  23  foy
Part of speech  24  active verb
Explanations in Malagasy  25  Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
Explanations in English  26  to suppurate [1.2]
Morphology 
27  Present :
28  Past :
29  Future :
30  Imperative :
Vocabulary  31  Health

Entry (4/4)32  mamoy
Root  33  foy
Part of speech  34  active verb
Explanations in Malagasy  35  Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]

Anagrams  36 Imamo, 37 mamoy, 38 mioma

Updated on 2025/10/12