| Entry | 1 mampihena |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 hena |
| Morphology |
|
| Explanations in English |
7 [1.7] to lessen, to diminish |
| Explanations in French |
8 [1.8] diminuer, amoindrir |
| Examples |
9 [2.436#] mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; 10 [2.472#] mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. |
| Anagrams | 11 hamempina, mampihena, niempaham |
| Updated on 2025/07/29 |
|