|
|
|
|

Entry1  mamy hanina an-tanana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mamy, hanina, tanana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] tsy mba mizara amin' ny hafa izay soa ananany, tsy mizara ny sakafo eo aminy fa tia tena
Explanations in English  6  [1.2] keeping all to one's self, as a sweet morsel in the hand; selfish. See mamy fo velona.
Synonyms  7  mamy fo velona

Updated on 2025/08/10