|
|
|
|

Entry (1/2)1  manadala
Part of speech  2  active verb
Root  3  adala
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony
manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny
mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany
manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina.
Explanations in English  11  [1.2] To befool, to confound, to perplex, to infatuate.
12  [1.7] to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish
Explanations in French  13  [1.3#2, 1.8] tromper, faire perdre la tête
14  [1.3] Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser
Examples  15  [2.528#] manadala ahy mihitsy ianao!
16  [1.214#] Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala!
17  [1.3#2] nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête)
18  [1.3#2] manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête)
Proverbs  19  Proverbs containing the word manadala

Entry (2/2)20  manadalà
Part of speech  21  imperative of active verb manadala [Full list]
Root  22  adala
Explanations in Malagasy  23  [1.1]
Explanations in French  24  [1.3]

Anagrams  25  anadalam, manadala, manadalà

Updated on 2025/08/10