|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manadio |
| Fototeny | 2 dio |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manala loto: Manadio tanàna
5 Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 same as mandio and more frequently used
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 nettoyer; purifier
[1.13] |
| Ohatra |
8 aoly ny manadio ny lobolobo.
[2.442#]
9 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#] 10 ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. [1.123#] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 15 mandio |
| Kamban-teny rehetra | 16 manadio tena |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|