|
|
|
|

Teny iditra1  mandio
Fototeny  2 dio
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manala loto: Mandio tanàna
5 Manala pentina: Mandio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1]
6 manadio [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 to cleanse, to purify [1.2, 1.7]
8 to brighten [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 nettoyer, purifier [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14 manadio
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 andomy, 17 Dimona, 18 dinamô, mandio, 19 manody, 20 midonà, midona, 21 mindao, 22 mionda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27