|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 manaha |
| Fototeny | 2 haha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mamaha, manala fatotra, miempo
[Tanosy]
[1.78] 5 Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany 6 Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina 7 Manasaratsaraka: Manaha kofehy 8 Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy 9 Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to untie, to unloose.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté
[1.3] |
| Ohatra |
12 koa izay mamoifo no manaha
[2.857#]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 17 manaha |
| Fototeny | 18 taha |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Manome zavatra hatao taha na onitra
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 25 manahà |
| Fototeny | 26 haha |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaha [Fitanisana] |
| Teny iditra (4/4) | 28 manahà |
| Fototeny | 29 taha |
| Sokajin-teny | 30 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaha [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 31 Hamana, hamaña, hamana, 32 mahana, manaha, manahà, 33 Nahama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|