|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manahaza
Fototeny  2 sahaza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: "manahaza tena": mahalala ny antonony, mahalala onony, mahay mifaly amy [1.1]

Teny iditra (2/2)5  manahaza
Fototeny  6 hahy
Sokajin-teny  7  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahy [Fitanisana]

Fivaditsoratra  8 hamazana, manahaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12