|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sahaza |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 sahaza |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao?
7 Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho 8 Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 fit, suitable;
10 Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 approprié, qui vous va; suffisant, convenable;
12 Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela) [1.8] 13 suffisant [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 15 ampy, 16 antonony |
| Kamban-teny rehetra | 17 baka lany sahaza |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|