|
|
|
|

Entry (1/2)1  manainga
Part of speech  2  active verb
Root  3  ainga
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise?
Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa
Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia
Explanations in English  12  [1.2] to lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise.
Examples  13  [1.369#] Fa ny Fiangonana kosa, izy manainga anao hitory azy.
14  [2.606#] Ilaikely io hoy ny olona misy zavatra manainga azy mihitsy.
15  [2.298#] laraha-mahalala koa fa ny fony indrindra no manainga ny Malagasy.
Proverbs  16  Proverbs containing the word manainga

Entry (2/2)17  manaingà
Part of speech  18  imperative of active verb manainga [Full list]
Root  19  ainga
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]

Anagrams  22  amangany, amangian, amingana, anaingam, anangiam, angainam, maingaña, managian, manainga, manaingà, manangia, mangaina, mangaiña, miangana, namangia, nanagiam

Updated on 2025/08/10