Entry (1/2) | 1 manakarama |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 karama |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy |
Synonyms | 9 manarama |
Analogs | 10 manarama |
Entry (2/2) | 11 manakaramà |
Part of speech | 12 imperative of active verb manakarama [Full list] |
Root | 13 karama |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Synonyms | 16 manaramà |
Anagrams | 17 anakaramam, manakarama, manakaramà |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |