|
|
|
|

Entry1  manaketraka
Part of speech  2  active verb
Root  3  ketraka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao?
Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ
Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony
Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana

Updated on 2025/07/29