|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manakorontana
Fototeny  2korontana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra?
Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to put in disorder; to push or knock things about [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8]
Ohatra  7 ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile [2.1011#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 manakoronna
Fototeny  13korontana
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakorontana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15 manakorontàna, manakorontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02