|
|
|
|

Entry1  manamaina
Part of speech  2  active verb
Root  3  maina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba
Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro
Explanations in English  5  [1.7] to dry
Explanations in French  6  [1.8] faire sécher, dessécher
Examples  7  [2.508#] Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina.
8  [2.117#] Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Updated on 2025/09/12