| Entry | 1 manamaloka |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 maloka |
| Morphology |
|
| Examples |
7 [2.508] Raha ny fifankatiavan' Andriambolanony, razan' ny Antefasy sy Soronady, razan' ny Zafisoro no tsiahivina, dia tokony tsy hisy rahona loatra manamaloka ny fihavanan' ireo foko roa ireo. |
| Updated on 2025/07/29 |
|