|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manamarina
Fototeny  2 arina
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 justificatif, justificative [1.4#460]
Fanazavàna teny anglisy  5 to level; to prove; to make right [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 prouver [1.3#421, 1.8]
7 mettre d'aplomb, de niveau, justifier, corriger, redresser [1.3#421]
8 niveler [1.8]
Ohatra  9  Ary manamarina fa iray fototra ihany ny olona. [1.353#]
10  Tsimpony ny teny sy ny toe-javatra manamarina izany. [2.314#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  manamana
Fototeny  16 arina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamarina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#421]

Fivaditsoratra  18 manamanira, manamarina, manamarìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27